Events


Fiarahabàna ny vehivavy 08 Martsa

Ramatoa Mpiandraikidraharaha mpisolo toerana eto amin’ny Masoivoho malagasy eto Alemaina dia faly miarahaba antsika Andriambavilanitra rehetra manerana ny Fari-piadidiana amin’izao Andro iraisampirenena natokana ho an’ny Vehivavy izao.