Konsularkarte
Fepetra lehibe tsimaintsy fantatra
- Tsy maintsy misoratra anarana any amin’ny Masoivohon’ny Repoblikan’i Madagasikara eo amin’ny toerana misy azy ao anatin’ny telo volana aorian’ny nahatongavany ny tompon’ny pasipaoro raha te horim-ponenana any amin’ny firenen-kafa.
Wichtige Empfehlung
- Der Inhaber eines Reisepasses muss sich, wenn er sich im Ausland niederlässt, innerhalb von drei Monaten nach seiner Ankunft im Gastgeberland bei der Botschaft der Republik Madagaskar in seinem Empfangsland anmelden.