Consular card

 

Fepetra lehibe tsimaintsy fantatra

  • Tsy maintsy misoratra anarana any amin’ny masoivohon’ny Repoblikan’i Madagasikara eo amin’ny toerana misy azy ao anatin’ny telo volana aorian’ny nahatongavany ny tompon’ny pasipaoro raha te horim-ponenana any amin’ny firenen-kafa.

Important Recommendation

  • The holder of a passport must, if he/she settles abroad, register with the Embassy of the Republic of Madagascar in his/her host country within three months of his/her arrival in the consular district.